ONJAPEON'NY ZAVA-BOAHARY - LA FRÉQUENCE DE LA NATURE!

Vote utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 

Anisan’ny Fikambanana manana Mpikambana betsaka tokoa ny UJIRT na ny (Union des Journalistes Inter-Regional Toamasina). Aty amin’ny renivohitr’i Betsimisaraka no misy ny Foibeny. Ny Faritra Atsinanana, Faritra alaotra Mangoro ary ny Faritra Agnalanjirofo no mandrafitra izany fikambanana izany. Toy ny fanao isan-taona ary dia notontosaina ny talata 14 sy ny Alarobia 15 Febroary 2017 teto Toamasina tato amin’ny trano fivorian’ny Faritany ny Fihaonamben’ireo Mpanao gazety Mpikambana.