ONJAPEON'NY ZAVA-BOAHARY - LA FRÉQUENCE DE LA NATURE!

Vote utilisateur: 0 / 5

Etoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactivesEtoiles inactives
 
Mpianatra Andasibe Gara

Tsy diso anjara ny Mpianatra eto Andasibe Gara.

Notontosaina anio Atalata 24 mey tamin’ny 3 ora tolak’andro teo ny fanomezana tso-drano ireo Mpianatra eto Andasibe hihazo an’ny Kaomina Ambohibary ao avaratra kely miala ny Kaomina andrenivohitra Moramanga. Samy nanefa ny adidiny teo avokoa ny chef ZAP, ny Mpampianatra, ny Ray aman-dRenin’ny Mpianatra ary ny solon-tena avy ao amin’ny Kaomina Andasibe tamin’ny fanomezana toromarika sy torohevitra madinidinika ho an’ireto Mpianatra ireto.